Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 32:2 Malagasy Bible (MG1865)

Fa tamin'izany no nanaovan'ny miaramilan'ny mpanjakan'i Babylona fahirano an'i Jerosalema; ary Jeremia mpaminany nambenana teo an-kianjan'ny trano fiambenana, izay teo amin'ny tranon'ny mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:2 amin'ny teny manodidina.