Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 32:1 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah tamin'ny taona fahafolo nanjakan'i Zedekia, mpanjakan'ny Joda, dia ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Nebokadnezara.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 32

Jereo Jeremia 32:1 amin'ny teny manodidina.