Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 31:4 Malagasy Bible (MG1865)

Mbola hanorina anao indray Aho, ka dia hiorina ianao, ry Isiraely virijina! Ary mbola hiravaka mitondra ny ampongatapakao ianao ka hivoaka amin'ny dihin'ny mifaly.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 31

Jereo Jeremia 31:4 amin'ny teny manodidina.