Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 29:26 Malagasy Bible (MG1865)

Jehovah efa nanao anao ho mpisorona ho solon'i Joiada mpisorona, mba hanendry izay ho mpiandraikitra ny tranon'i Jehovah, hisakana izay rehetra very saina sy manao azy ho mpaminany, ka dia hasianao boloky hazo ny vozony sy ny tongony;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:26 amin'ny teny manodidina.