Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 29:25 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin'ny anaranao ho amin'ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin'i Zefania mpisorona, zanak'i Mahaseia, ary amin'ny mpisorona rehetra hafa koa nanao hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 29

Jereo Jeremia 29:25 amin'ny teny manodidina.