Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 19:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hofoanako amin'ity tanàna ity ny fisainan'ny Joda sy Jerosalema, ka hataoko lavon-tsabatra eo anoloan'ny fahavalony sy amin'ny tànan'izay mitady ny ainy izy; ary ny fatiny dia homeko ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibi-dia.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:7 amin'ny teny manodidina.