Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 16:11 Malagasy Bible (MG1865)

dia lazao aminy hoe: Noho ny nahafoizan'ny razanareo Ahy, hoy Jehovah, sy ny nanarahany andriamani-kafa sy ny nanompoany azy sy ny niankohofany teo anatrehany ary ny nahafoizany Ahy sy ny tsy nitandremany ny lalàko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 16

Jereo Jeremia 16:11 amin'ny teny manodidina.