Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jeremia 16:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha ambaranao amin'ity firenena ity izany teny rehetra izany, ka hoy izy aminao: Nahoana Jehovah no nilaza izany loza mafy rehetra izany hamelezana anay? Fa inona no helokay, ary inona no fahotanay, izay nanotanay tamin'i Jehovah Andriamanitray?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 16

Jereo Jeremia 16:10 amin'ny teny manodidina.