Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 9:20 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, Manase mihinana an'i Efraima, ary Efraima kosa mihinana an'i Manase, Ary izy roa tonta dia miara-mamely an'i Joda. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tànany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:20 amin'ny teny manodidina.