Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 9:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary mandripaka eny an-kavanana izy nefa noana ihany; Ary mandany eny an-kavia izy, nefa tsy voky ihany; Samy mihinana ny nofon-tsandriny avy izy rehetra,

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:19 amin'ny teny manodidina.