Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 7:4 Malagasy Bible (MG1865)

ka lazao aminy hoe: Mitandrema, ka aza taitaitra foana; Aza matahotra, ary aoka tsy ho ketraka ny fonao Noho ireto tapa-porohana roa midonaka ireto, Dia ny firehetan'ny fahatezeran-dRezina sy Syria ary ny zanak'i Remalia.

Vakio ny toko manontolo Isaia 7

Jereo Isaia 7:4 amin'ny teny manodidina.