Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 7:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Jehovah tamin'Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony, eo amin'ny lalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba,

Vakio ny toko manontolo Isaia 7

Jereo Isaia 7:3 amin'ny teny manodidina.