Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 63:15 Malagasy Bible (MG1865)

Mitsinjova eny an-danitra, ary mijere eny amin'ny fonenan'ny fahamasinanao sy ny voninahitrao; aiza ny fahasaro-piaronao sy ny asanao lehibe? Ny fandevilevin'ny kibonao sy ny famindram-ponao dia voasakana tsy ho amiko.

Vakio ny toko manontolo Isaia 63

Jereo Isaia 63:15 amin'ny teny manodidina.