Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 61:10 Malagasy Bible (MG1865)

Hifaly dia hifaly amin'i Jehovah aho, ny fanahiko ho ravoravo amin'Andriamanitro; fa notafiany fitafiana famonjena aho, ary nakanjoiny akanjo fahamarinana, toy ny mpampakatra misatroka hamama tahaka ny mpisorona, ary toy ny ampakarina miravaka ny firàvany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 61

Jereo Isaia 61:10 amin'ny teny manodidina.