Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 60:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ny ondry aman'osy rehetra any kedara dia hangonina ho ao aminao, ary ny ondrilahin'i Nebaiota hanompo anao; hiakatra amin'ny fankasitrahana ho eo ambonin'ny alitarako ireo, ary hataoko be voninahitra ny tranon'ny voninahitro.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:7 amin'ny teny manodidina.