Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 60:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ho feno ny rameva betsaka ao aminao, dia ny rameva tanora avy any Midiana sy Efaha, samy avy any Sheba izy rehetra; volamena sy ditin-kazo mani-pofona no ho entiny, ary ny fiderana an'i Jehovah no teny mahafaly hambarany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 60

Jereo Isaia 60:6 amin'ny teny manodidina.