Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 49:6 Malagasy Bible (MG1865)

Eny, hoy Izy: Mbola zavatra kely foana, raha tonga Mpanompoko hanandratra ny firenen'i Jakoba Hianao sy hampody ny Isiraely sisa voaro; Fa homeko ho fanazavana ny jentilisa koa Hianao, mba ho famonjeko hatrany amin'ny faran'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 49

Jereo Isaia 49:6 amin'ny teny manodidina.