Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 43:2 Malagasy Bible (MG1865)

Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho; Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy; Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may, Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo;

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:2 amin'ny teny manodidina.