Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 43:1 Malagasy Bible (MG1865)

Fa ankehitriny, ry Jakoba ô, izao no lazain'i Jehovah, Izay nahary anao sady namorona anao, ry Isiraely ô: Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao.

Vakio ny toko manontolo Isaia 43

Jereo Isaia 43:1 amin'ny teny manodidina.