Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 36:12 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy Rabsake: Moa ho amin'ny tomponao sy ianao va no nanirahan'ny tompoko hilaza izany teny izany, fa tsy ho amin'ny olona izay mipetraka eny ambonin'ny manda, hihinanany izay tsy fihinany sy hisotroany izay tsy fisotrony miaraka aminareo?

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:12 amin'ny teny manodidina.