Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 36:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Eliakima sy Sebna ary Joa tamin-dRabsake: Masìna ianao, teny Syriana no ataovy amin'ny mpanomponao, fa fantatray ihany izany; fa aza manao teny Jiosy ho ren'ny olona eny ambonin'ny manda.

Vakio ny toko manontolo Isaia 36

Jereo Isaia 36:11 amin'ny teny manodidina.