Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 31:4 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Tahaka ny fieron'ny liona sy ny liona tanora eo amin'ny rembiny, ka na dia voangona aza ny mpiandry ondry betsaka hamely azy, Tsy matahotra ny feon'ireo izy, na mandatsa-dremby noho ny fihorakorahany, dia tahaka izany no hidinan'i Jehovah, Tompon'ny maro, Hiady ao an-tendrombohitra Ziona sy ny havoany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 31

Jereo Isaia 31:4 amin'ny teny manodidina.