Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 31:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa olona ihany ny Egyptiana fa tsy Andriamanitra; Ary nofo ihany ny soavaliny, fa tsy fanahy. Koa raha ahinjitr'i Jehovah ny tànany, dia ho tafintohina izay manampy, ary ho potraka izay ampiana, ka samy ho levona avokoa izy roa tonta.

Vakio ny toko manontolo Isaia 31

Jereo Isaia 31:3 amin'ny teny manodidina.