Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 30:27 Malagasy Bible (MG1865)

Indro, avy any lavitra any ny anaran'i Jehovah, mirehitra amin'ny fahatezerany Izy Sady midonaka amin'ny setroka be; Ny molony dia feno fahatezerana, ary ny lelany dia tahaka ny afo mandevona;

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:27 amin'ny teny manodidina.