Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 30:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fahazavan'ny volana dia ho tahaka ny fahazavan'ny masoandro, ary ny fahazavan'ny masoandro dia ho avy fito heny, ka ho tahaka ny fahazavan'ny hafitoana, Amin'ny andro hamehezan'i Jehovah ny fahatorotoroan'ny olony sy hanasitranany ny fery tamin'ny namelezana azy.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:26 amin'ny teny manodidina.