Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 30:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ny arivo handositra, raha rahonan'ny anankiray, eny, handositra ianareo, raha rahonan'ny dimy, Mandra-pahatongan'ny sisa aminareo ho tahaka ny to-kazo avo any an-tampon'ny tendrombohitra sy tahaka ny faneva any amin'ny havoana.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:17 amin'ny teny manodidina.