Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 30:16 Malagasy Bible (MG1865)

Fa hoy kosa ianareo: Tsia, fa handositra mitaingin-tsoavaly izahay; Koa noho izany dia handositra tokoa ianareo; Ary hoy ianareo: Hitaingina ny faingan-tongotra izahay; Ka dia ho faingan-tongotra koa ny manenjika anareo.

Vakio ny toko manontolo Isaia 30

Jereo Isaia 30:16 amin'ny teny manodidina.