Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 28:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino.

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:16 amin'ny teny manodidina.