Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 28:15 Malagasy Bible (MG1865)

Satria ianareo manao hoe: Efa nanao fanekena tamin'ny fahafatesana izahay ary efa nanao fifanarahana tamin'ny fiainan-tsi-hita ka na dia ho avy aza ny loza manafotra, dia tsy hihatra aminy izany, fa ny lainga no nataonay ho fiarovana, ary ny fitaka ho fierena,

Vakio ny toko manontolo Isaia 28

Jereo Isaia 28:15 amin'ny teny manodidina.