Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 25:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah, Tompon'ny maro, dia hanao fanasana ho an'ny firenena rehetra eto amin'ity tendrombohitra ity, dia fanasana amin'ny zavatra matavy, fanasana amin'ny divay efa niotrika ela, zavatra matavy be tsoka, divay efa niotrika ela sady voadio tsara.

Vakio ny toko manontolo Isaia 25

Jereo Isaia 25:6 amin'ny teny manodidina.