Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Isaia 25:5 Malagasy Bible (MG1865)

Tahaka ny fandresinao ny hainandro izay mamely ny tany karankaina no andresenao ny fitabataban'ny firenena hafa; Eny, tahaka ny amin'ny hainandro resin'ny aloky ny rahona matevina no andresena ny fanakoran'ny olon-dozabe.

Vakio ny toko manontolo Isaia 25

Jereo Isaia 25:5 amin'ny teny manodidina.