Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hosea 1:3 Malagasy Bible (MG1865)

Dia lasa izy naka an'i Gomera, zanakavavin'i Diblaima; ary dia nanan'anaka ravehivavy ka nitera-dahy taminy.

Vakio ny toko manontolo Hosea 1

Jereo Hosea 1:3 amin'ny teny manodidina.