Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Hagay 1:9 Malagasy Bible (MG1865)

Nanampo be ianareo, kanjo indro, kely monja; ary nony notaominareo, dia notsofiko. Nahoana? hoy Jehovah, Tompon'ny maro. Satria efa rava ny tranoko, nefa ianareo samy mihazakazaka hanao ny tranonareo avy.

Vakio ny toko manontolo Hagay 1

Jereo Hagay 1:9 amin'ny teny manodidina.