Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 48:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa hitan'i Josefa fa ny rainy nametraka ny tànany ankavanana teo amin'ny lohan'i Efraima, dia tsy sitrany izany; ka noraisiny ny tanan'ny rainy, mba hampiala azy amin'ny lohan'i Efraima ho amin'ny lohan'i Manase,

Vakio ny toko manontolo Genesisy 48

Jereo Genesisy 48:17 amin'ny teny manodidina.