Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 48:16 Malagasy Bible (MG1865)

ny Anjely Izay Mpamonjy ahy tamin'ny loza rehetra: Izy anie hitahy ireto zaza ireto; ary aoka ny anarako sy ny anaran'i Abrahama sy Isaka raiko no hanononana azy, ary hitombo ho maro dia maro eo amin'ny tany anie izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 48

Jereo Genesisy 48:16 amin'ny teny manodidina.