Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 48:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahinjitr'Isiraely ny tanany ankavanana ka napetrany tamin'ny lohan'i Efraima, nefa izy no zandriny, fa ny tànany ankavia kosa teo amin'ny lohan'i Manase; fa niniany natao toy izany ny tànany, nefa Manase no lahimatoa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 48

Jereo Genesisy 48:14 amin'ny teny manodidina.