Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 43:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Josefa, raha nahita an'i Benjamina niaraka taminy, dia nanao tamin'ny mpikarakara ny tao an-tranony hoe: Ampidiro atsy an-trano ireo lehilahy ireo, dia amonoy zavatra izy ka anaovy nahandro; fa hiara-mihinana amiko izy raha mitataovovonana ny andro.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:16 amin'ny teny manodidina.