Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 43:15 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nentin'ireo lehilahy ireo ny zavatra hateriny, ary vola indroa toraka ny teo koa no nentiny teny an-tànany mbamin'i Benjamina; ary niainga izy, dia nidina tany Egypta ka tonga teo anatrehan'i Josefa.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 43

Jereo Genesisy 43:15 amin'ny teny manodidina.