Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 36:39 Malagasy Bible (MG1865)

Ary maty Bala-hanana, zanak'i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 36

Jereo Genesisy 36:39 amin'ny teny manodidina.