Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 32:32 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niposaka taminy ny masoandro, raha niala teo Peniela izy, ary nitolitsika izy noho ny feny. Izany no tsy ihinanan'ny Zanak'Isiraely ny ozatry ny atodiakanga mandraka androany; satria nanendry ny foto-pen'i Jakoba teo amin'ny ozatry ny atodiakanga Izy.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:32 amin'ny teny manodidina.