Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Genesisy 32:31 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny anaran'izany tany izany dia nataon'i Jakoba hoe Peniela; fa, hoy izy, efa nahita an'Andriamanitra nifanatrika tamiko aho, nefa voavonjy ny aiko.

Vakio ny toko manontolo Genesisy 32

Jereo Genesisy 32:31 amin'ny teny manodidina.