Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Efa nanota dia nanota Jerosalema. ka izany no nahatonga azy ho fahavetavetana; izay rehetra nanaja azy dia mamingavinga azy, satria efa nahita ny fitanjahany ireny; Eny, na ny tenany aza dia miferinaina sady miamboho.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:8 amin'ny teny manodidina.