Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Fitomaniana 1:7 Malagasy Bible (MG1865)

Tsaroan'i Jerosalema amin'ny andro fahoriany sy fanjenjenany ny zava-tsoa rehetra izay nananany hatry ny ela; Fa nony naripaky ny fahavalo ny olony, ka tsy nisy namonjy azy, dia nahita azy ny fahavalo ka nihomehy ny faharavany.

Vakio ny toko manontolo Fitomaniana 1

Jereo Fitomaniana 1:7 amin'ny teny manodidina.