Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 7:17 Malagasy Bible (MG1865)

Koa amin'izany dia ividiano omby sy ondrilahy sy zanak'ondry mbamin'ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra aidina momba azy amin'io vola io araka izay marina, ka atero eo ambonin'ny alitara ao an-tranon'Andriamanitrareo izay any Jerosalema ireny.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:17 amin'ny teny manodidina.