Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 7:16 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny volafotsy sy ny volamena rehetra izay ho azonao eran'ny tany Babylona sy ny fanati-tsitrapo aterin'ny olona sy ny mpisorona, dia izay ateriny amin'ny sitrapo hanaovany ny tranon'Andriamaniny, izay any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Ezra 7

Jereo Ezra 7:16 amin'ny teny manodidina.