Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 1:3 Malagasy Bible (MG1865)

Koa iza avy moa aminareo rehetra no olony? Andriamaniny anie homba azy, fa aoka hiakatra any Jerosalema izay any Joda izy ka hanao ny tranon'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, Izy no Andriamanitra Izay any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo Ezra 1

Jereo Ezra 1:3 amin'ny teny manodidina.