Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 1:2 Malagasy Bible (MG1865)

Izao no lazain'i Kyrosy, mpanjakan'i Persia: Ny fanjakana rehetra ambonin'ny tany dia efa nomen'i Jehovah, Andriamanitry ny lanitra, ahy; ary Izy efa nandidy ahy hanao trano ho Azy any Jerosalema izay any Joda.

Vakio ny toko manontolo Ezra 1

Jereo Ezra 1:2 amin'ny teny manodidina.