Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 1:11 Malagasy Bible (MG1865)

efa-jato amby dimy arivo no isan'ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin'i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin'ny babo izay niverina avy tany Babylona.

Vakio ny toko manontolo Ezra 1

Jereo Ezra 1:11 amin'ny teny manodidina.