Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezra 1:10-11 Malagasy Bible (MG1865)

10. kapoaka volamena misarona telo-polo, lovia volafotsy manarakaraka folo amby efa-jato, ary lovia hafa koa arivo;

11. efa-jato amby dimy arivo no isan'ny fanaka volamena sy volafotsy rehetra. Ireo rehetra ireo dia nentin'i Sesbazara niaraka nankany Jerosalema tamin'ny babo izay niverina avy tany Babylona.

Vakio ny toko manontolo Ezra 1