Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Ezekiela 9:6 Malagasy Bible (MG1865)

Fa na lahy antitra, na zatovo, na virijina, na zaza madinika, na vehivavy, dia aringano avokoa; fa izay olona misy ilay marika ihany no aza kasihina ary atombohy hatreo amin'ny fitoerako masina izany. Dia nanomboka tamin'ny lahy antitra izay teo anoloan'ny trano ireo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 9

Jereo Ezekiela 9:6 amin'ny teny manodidina.